Psalms 118:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanodidina ahy ny firenena rehetra, fa ny anaran’NY TOMPO no nandringanako azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny firenena rehetra nitangorona tamiko; izaho kosa mandripaka azy, amin’ny Anaran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanodidina ahy avokoa ireo hafa firenena, fa ny anaran’ny TOMPO no nandringanako azy.
Malagasy Bible 1865
Ny firenena rehetra nanodidina ahy; Fa ny anaran'i Jehovah no handringanako azy tokoa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanodidina ahy ny firenena rehetra, fa ny anaran’NY TOMPO no nandringanako azy;
malagasy
Ny firenena rehetra nanodidina ahy; Fa ny anaran'i Jehovah no handringanako azy tokoa;