Psalms 118:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nanodidina ahy ireny; eny, nitangorona tamiko; ny anaran’NY TOMPO anefa no nandringanako azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo nitangorona tamiko sy nanarona ahy, izaho kosa mandripaka azy, amin’ny Anaran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitangorona tamiko ireo, indray nanarona ahy, fa ny anaran’ny TOMPO no nandringanako azy.
Malagasy Bible 1865
Nitangorona tamiko ireny, eny, nitangorona tamiko; Fa ny anaran'i Jehovah no handringanako azy tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nanodidina ahy ireny; eny, nitangorona tamiko; ny anaran’NY TOMPO anefa no nandringanako azy.
malagasy
Nitangorona tamiko ireny, eny, nitangorona tamiko; Fa ny anaran'i Jehovah no handringanako azy tokoa.