Psalms 118:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanodidina ahy tahaka ny renitantely izy; voavono tahaka ny afon-tsilo izy; fa ny anaran’NY TOMPO no nandringanako azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitangorona tamiko tahaka ny renitantely izy ireo; nefa maty toy ny afon-tsilo: izaho kosa mandripaka azy amin’ny Anaran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanodidina ahy toa renitantely ireo, kanjo nalaky maty toy ny afo-mololo, fa ny anaran’ny TOMPO no nandringanako azy.
Malagasy Bible 1865
Nanodidina ahy tahaka ny renitantely izy; Voavono tahaka ny afon-tsilo izy; Fa ny anaran'i Jehovah no handringanako azy tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanodidina ahy tahaka ny renitantely izy; voavono tahaka ny afon-tsilo izy; fa ny anaran’NY TOMPO no nandringanako azy.
malagasy
Nanodidina ahy tahaka ny renitantely izy; Voavono tahaka ny afon-tsilo izy; Fa ny anaran'i Jehovah no handringanako azy tokoa.