Psalms 118:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanosika ahy mafy hahalavo ahy ianao nefa NY TOMPO no namonjy ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao nandronjina ahy mafy handavo ahy, fa i Iaveh kosa namonjy ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natosik’ireo aho mba ho lavo, fa ny TOMPO no nanampy ahy.
Malagasy Bible 1865
Nanosika ahy mafy hahalavo ahy ianao; Fa Jehovah no namonjy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanosika ahy mafy hahalavo ahy ianao nefa NY TOMPO no namonjy ahy.
malagasy
Nanosika ahy mafy hahalavo ahy ianao; Fa Jehovah no namonjy ahy.