Psalms 118:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no heriko ary Izy no deraiko, fa Izy no famonjena ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no heriko sy fihirako; Izy no famonjena ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no heriko sy reharehako, satria Izy no mampandresy ahy.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no heriko sy fiderako. Fa efa famonjena ahy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no heriko ary Izy no deraiko, fa Izy no famonjena ahy.
malagasy
Jehovah no heriko sy fiderako. Fa efa famonjena ahy Izy.