Psalms 118:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao an-dain’ny marina ny feo mihoby noho ny famonjena; ny tanana ankavanan’NY TOMPO dia mampiseho hery;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hobim-pandresena amam-pamonjena no manakoako ao an-dain’ny marina. Fa naneho ny heriny ny tanana ankavanan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feo fihobiana sy horakora-pandresena no ao an-dain’ny olona afaka: «Naneho hery ny tanan’ny TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Ao an-dain'ny marina ny feo mihoby noho ny famonjena; Ny tanana ankavanan'i Jehovah mampiseho hery;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao an-dain’ny marina ny feo mihoby noho ny famonjena; ny tanana ankavanan’NY TOMPO dia mampiseho hery;
malagasy
Ao an-dain'ny marina ny feo mihoby noho ny famonjena; Ny tanana ankavanan'i Jehovah mampiseho hery;