Psalms 118:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny tanana ankavanan’NY TOMPO dia misandratra; ny tanana ankavanan’NY TOMPO dia mampiseho hery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ho faty aho fa ho velona, ka hitory ny asan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanandratra anay ny tanan’ny TOMPO, naneho hery ny tanan’ny TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Ny tanana ankavanan'i Jehovah dia misandratra; Ny tanana ankavanan'i Jehovah mampiseho hery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny tanana ankavanan’NY TOMPO dia misandratra; ny tanana ankavanan’NY TOMPO dia mampiseho hery.
malagasy
Ny tanana ankavanan'i Jehovah dia misandratra; Ny tanana ankavanan'i Jehovah mampiseho hery.