Psalms 118:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nofaizin’NY TOMPO mafy aho nefa tsy natolony ho amin’ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofaizin’i Iaveh mafy aho, nefa tsy natolony ho amin’ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofaizin’ny TOMPO tokoa aho, kanefa tsy nafoiny ho faty.
Malagasy Bible 1865
Nofaizan'i Jehovah mafy aho, Nefa tsy natolony ho amin'ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nofaizin’NY TOMPO mafy aho nefa tsy natolony ho amin’ny fahafatesana.
malagasy
Nofaizan'i Jehovah mafy aho, Nefa tsy natolony ho amin'ny fahafatesana.