Psalms 118:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vohay ny vavahadin’ny fahamarinana aho; hiditra eo aho ka hidera NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amohay ny vavahadin’ny fahamarinana aho, mba hidirako, sy hiderako an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vohay ny vavahady fidiran’ny olo-marina mba hidirako hidera ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Vohay ny vavahadin'ny fahamarinana aho; Hiditra eo aho ka hidera an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vohay ny vavahadin’ny fahamarinana aho; hiditra eo aho ka hidera NY TOMPO.
malagasy
Vohay ny vavahadin'ny fahamarinana aho; Hiditra eo aho ka hidera an'i Jehovah.