Psalms 118:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ity no vavahadin’NY TOMPO; ny marina no hiditra eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ity no vavahadin’i Iaveh, ny marina no mahazo miditra eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ity no vavahady mankao amin’ny TOMPO; ny olo-marina no aoka hiditra eo!
Malagasy Bible 1865
Ity no vavahadin'i Jehovah; Ny marina no hiditra eo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ity no vavahadin’NY TOMPO; ny marina no hiditra eo.
malagasy
Ity no vavahadin'i Jehovah; Ny marina no hiditra eo.