Psalms 118:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera Anao aho fa efa namaly ahy Ianao ka Ianao no famonjena ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hankalaza Anao aho fa namaly vavaka ahy Ianao, ka efa famonjena ahy Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hidera Anao aho, Tompo ô, fa novalianao ary Ianao no nahazoako fandresena.
Malagasy Bible 1865
Hidera Anao aho, fa efa namaly ahy Hianao Ka efa famonjena ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera Anao aho fa efa namaly ahy Ianao ka Ianao no famonjena ahy.
malagasy
Hidera Anao aho, fa efa namaly ahy Hianao Ka efa famonjena ahy.