Psalms 118:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano no tonga vato fehizoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vato narian’ny mpanorina, dia tonga fehizoro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vato nolavin’ny mpanao trano no efa tonga vatofehizoro.
Malagasy Bible 1865
Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano No efa tonga fehizoro Indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano no tonga vato fehizoro.
malagasy
Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano No efa tonga fehizoro Indrindra.