Psalms 118:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ity no andro nataon’NY TOMPO; hifaly sy ho ravoravo amin’izany isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ity no andro nataon’i Iaveh, mifalia sy miravoravoa isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ity no andro nataon’ny TOMPO mba hifaliantsika sy hiravoantsika.
Malagasy Bible 1865
Ity no andro nataon'i Jehovah; Hifaly sy ho ravoravo amin'izao isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ity no andro nataon’NY TOMPO; hifaly sy ho ravoravo amin’izany isika.
malagasy
Ity no andro nataon'i Jehovah; Hifaly sy ho ravoravo amin'izao isika.