Psalms 118:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahina anie izay avy amin’ny anaran’NY TOMPO; avy ao amin’ny tranon’NY TOMPO no itsofanay rano anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie Ilay avy, amin’ny Anaran’i Iaveh! Mitso-drano anareo, avy ao an-tranon’i Iaveh izahay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotahîna amin’ny anaran’ny TOMPO anie ilay avy. Ianareo koa rarînay fitahiana avy ato an- tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Hotahina anie izay avy amin'ny anaran'i Jehovah; Avy ao an-tranon'i Jehovah no itsofanay rano anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahina anie izay avy amin’ny anaran’NY TOMPO; avy ao amin’ny tranon’NY TOMPO no itsofanay rano anareo.
malagasy
Hotahina anie izay avy amin'ny anaran'i Jehovah; Avy ao an-tranon'i Jehovah no itsofanay rano anareo.