Psalms 118:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra NY TOMPO ka nampahazava antsika. Rohizo kofehy ny fanati-piravoravoana na dia hatreo amin’ny tandroky ny alitara aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra i Iaveh; mampamirapiratra ny fahazavana amintsika Izy. Rohizo kofehy ny sorona, hatreo amin’ny tandroky ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no Andriamanitra, ka hanazava antsika anie Izy! Milahara mitana sampan-drofia, ka manatòna ny zoron’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra Jehovah ka nampahazava antsika; Rohizo kofehy ny fanati-piravoravoana na dia hatreo amin'ny tandroky ny alitara aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra NY TOMPO ka nampahazava antsika. Rohizo kofehy ny fanati-piravoravoana na dia hatreo amin’ny tandroky ny alitara aza.
malagasy
Andriamanitra Jehovah ka nampahazava antsika; Rohizo kofehy ny fanati-piravoravoana na dia hatreo amin'ny tandroky ny alitara aza.