Psalms 118:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; eny, mandrakizay ny famindrampony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mankalazà an’i Iaveh fa tsara fo Izy, mandrakizay ny famindram-pony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: –Eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; eny, mandrakizay ny famindrampony.
malagasy
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.