Psalms 118:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny taranak’i Arona hilaza hoe: Mandrakizay ny famindrampony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny taranak’i Aarôna hilaza hoe: «Eny, mandrakizay ny famindram-pony!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny taranak’i Aharôna hilaza hoe: –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Aoka ny taranak'i Arona hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny taranak’i Arona hilaza hoe: Mandrakizay ny famindrampony.
malagasy
Aoka ny taranak'i Arona hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony.