Psalms 118:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no miandany amiko ka tsy hatahotra aho. Inona no azon’ny olona atao amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no miandany amiko ka tsy matahotra na inona na inona aho; hahefa inona amiko izay olombelona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miandany amiko IZY ka tsy hatahotra aho; hahavita inona amiko ny olombelona?
Malagasy Bible 1865
Jehovah no miandany amiko, ka tsy hatahotra aho. Inona no azon'ny olona atao amiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no miandany amiko ka tsy hatahotra aho. Inona no azon’ny olona atao amiko?
malagasy
Jehovah no miandany amiko, ka tsy hatahotra aho. Inona no azon'ny olona atao amiko?