Psalms 118:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no miandany amiko sady mamonjy ahy ary ho faly aho hahita ny amin’izay mankahala ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no miandany amiko, eo amin’izay mamonjy ahy, dia hahita ny faharavan’ireo mankahala ahy aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miandany amiko ny TOMPO ka manampy ahy; ireo mpankahala ahy hitako fa resiny.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no miandany amiko, sady mamonjy ahy; Ary izaho ho faly hahita ny amin'izay mankahala ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no miandany amiko sady mamonjy ahy ary ho faly aho hahita ny amin’izay mankahala ahy.
malagasy
Jehovah no miandany amiko, sady mamonjy ahy; Ary izaho ho faly hahita ny amin'izay mankahala ahy.