Psalms 118:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny mialoka amin’NY TOMPO noho ny mialoka amin’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo mitady fialofana amin’i Iaveh, toy izay mitoky amin’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo mialoka amin’ny TOMPO toy izay mialoka amin’ny olombelona;
Malagasy Bible 1865
Tsara ny mialoka amin'i Jehovah Noho ny mialoka amin'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny mialoka amin’NY TOMPO noho ny mialoka amin’ny olona.
malagasy
Tsara ny mialoka amin'i Jehovah Noho ny mialoka amin'ny olona.