Psalms 118:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny matoky NY TOMPO noho ny matoky ny mpanapaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo mitady fialofana amin’i Iaveh, toy izay mitoky amin’ny mpanapaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aleo mitoky amin’ny TOMPO toy izay mitoky amin’ny mpifehy.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny matoky an'i Jehovah Noho ny matoky ny mpanapaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny matoky NY TOMPO noho ny matoky ny mpanapaka.
malagasy
Tsara ny matoky an'i Jehovah Noho ny matoky ny mpanapaka.