Psalms 119:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny mahitsy lalana, dia izay mandeha araka ny lalànan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny tsy manan-tsiny amin’ny lalany, izay mandeha araka ny lalàn’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ny mahitsy fitondrantena, dia izay manaraka ny lalànan ’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Sambatra ny mahitsy lalana,Izay mandeha araka ny lalàn'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny mahitsy lalana, dia izay mandeha araka ny lalànan’NY TOMPO.
malagasy
[Salamo abidy. Fankalazana ny lalàn'Andriamanitra][ALEFA] Sambatra ny mahitsy lalana,Izay mandeha araka ny lalàn'i Jehovah.