Psalms 119:100 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hendry noho ny zokiolona aho satria ny didinao no tandremako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manan-tsaina noho ny anti-panahy aho, satria mitandrina ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahira-tsaina noho ny zokiolona aho, satria ny fepetranao no arahiko.
Malagasy Bible 1865
Hendry noho ny anti-panahy aho, Satria ny didinao no notandremako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hendry noho ny zokiolona aho satria ny didinao no tandremako.
malagasy
Hendry noho ny anti-panahy aho, Satria ny didinao no notandremako.