Psalms 119:101 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Arovako ny tongotro tsy ho amin’izay lalan-dratsy mba hitandremako ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazoniko lavitra ny lalan-dratsy rehetra ny tongotro, mba hitandremako ny teninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy nekeko ny sori-dalàn’ny faharatsiana mba hitandremako ny teninao.
Malagasy Bible 1865
Efa narovako ny tongotro tsy ho amin'izay lalàn-dratsy, Mba hitandremako ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Arovako ny tongotro tsy ho amin’izay lalan-dratsy mba hitandremako ny teninao.
malagasy
Efa narovako ny tongotro tsy ho amin'izay lalàn-dratsy, Mba hitandremako ny teninao.