Psalms 119:102 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba miala amin’ny fitsipikao aho fa Ianao no mampianatra ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba miala amin’ny didinao aho, fa Ianao no nampianatra ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba miala amin’ny fitsipikao aho, fa Ianao dia Ianao no mampianatra ahy.
Malagasy Bible 1865
Tsy mba miala amin'ny fitsipikao aho; Fa Hianao no mampianatra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba miala amin’ny fitsipikao aho fa Ianao no mampianatra ahy.
malagasy
Tsy mba miala amin'ny fitsipikao aho; Fa Hianao no mampianatra ahy.