Psalms 119:104 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny didinao no nahazoako fahalalana; izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny didinao dia ahatongavako ho manan-tsaina; noho izany dia mankahala ny lalan’ny fitaka aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fepetranao mampahira-tsaina ahy; koa hàlako rehefa mety ho soritra mamitaka.
Malagasy Bible 1865
Ny didinao no nahazoako fahalalana; Izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny didinao no nahazoako fahalalana; izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.
malagasy
Ny didinao no nahazoako fahalalana; Izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.