Psalms 119:105 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fanilon’ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teninao dia fanilo mialoha ny diako, fahazavana eny an-dalako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanilon’ny diako ny teninao sy fanazavana ny làlan-kizorako.
Malagasy Bible 1865
Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fanilon’ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao.
malagasy
[NONA] Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.