Psalms 119:106 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nianiana aho ka efaiko izany, fa hitandrina ny fitsipikao marina aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nianiana aho, ary tsy hivadika amin’izany, fa hitandrina ny didim-pahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamafisiko ny velirano izay nataoko, dia ny hitandrina ny fitsipikao ara-drariny.
Malagasy Bible 1865
Efa nianiana aho fa hitandrina ny fitsipikao marina, Ka nefaiko izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nianiana aho ka efaiko izany, fa hitandrina ny fitsipikao marina aho.
malagasy
Efa nianiana aho fa hitandrina ny fitsipikao marina, Ka nefaiko izany.