Psalms 119:107 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampahoriana loatra aho; TOMPO ô, velomy araka ny teninao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga amin’ny fara fahoriana aho, Iaveh ô, velomy indray aho araka ny teninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mijaly tsy eran’ny aina aho, TOMPO ô: mba velomy indray araka ny fampanantenànao.
Malagasy Bible 1865
Ampahorina indrindra aho; Jehovah ô, velomy aho araka ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampahoriana loatra aho; TOMPO ô, velomy araka ny teninao aho.
malagasy
Ampahorina indrindra aho; Jehovah ô, velomy aho araka ny teninao.