Psalms 119:109 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandrakariva, an-tenda ihany ny aiko, kanefa tsy manadino ny lalànanao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatenda lava izao ny aiko, nefa tsy manadino ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatenda lalandava izao ny aiko, nefa tsy hadinoko ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
An-tenda ihany ny aiko mandrakariva; Kanefa tsy manadino ny lalànao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandrakariva, an-tenda ihany ny aiko, kanefa tsy manadino ny lalànanao aho.
malagasy
An-tenda ihany ny aiko mandrakariva; Kanefa tsy manadino ny lalànao aho.[Heb. An-tanako]