Psalms 119:110 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao vela-pandrika haningotra ahy ny ratsy fanahy, kanefa tsy mania miala amin’ny didinao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamela-pandrika hamelezana ahy ny ratsy fanahy, nefa tsy mania lavitra ny didinao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-dratsy mitady hamandrika ahy, fa izaho tsy mihataka amin’ny fepetranao.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy mamela-pandrika haningotra ahy; Kanefa tsy mania miala amin'ny didinao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao vela-pandrika haningotra ahy ny ratsy fanahy, kanefa tsy mania miala amin’ny didinao aho.
malagasy
Ny ratsy fanahy mamela-pandrika haningotra ahy; Kanefa tsy mania miala amin'ny didinao aho.