Psalms 119:111 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teny vavolombelonao satria fifalian’ny foko izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fampianaranao no ananako mandrakizay mba ho lova, fa fifalian’ny foko izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny baikonao no fananako mandrakizay: ireo no fifalifalian’ny foko.
Malagasy Bible 1865
Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian'ny foko izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teny vavolombelonao satria fifalian’ny foko izany.
malagasy
Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian'ny foko izany.