Psalms 119:112 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Apetrako ny foko hankatò ny didinao, mandrakizay, hatramin’ny farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandraika ny foko hitandrina ny didinao aho, mandrakizay, hatramin’ny farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aronako hanao ny lalànanao ny foko, hatramin’ny antsipiriany ary mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Apetrako ny foko hankatò ny didinao Mandrakizay hatramin'ny farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Apetrako ny foko hankatò ny didinao, mandrakizay, hatramin’ny farany.
malagasy
Apetrako ny foko hankatò ny didinao Mandrakizay hatramin'ny farany.