Psalms 119:113 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halako ny mpiroa saina fa ny lalànanao no tiako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halako ny olona miroa fo, ary tia ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hàlako ny olona miroa saina, fa ny lalànanao kosa no tiako.
Malagasy Bible 1865
Halako ny mpiroa saina; Fa ny lalànao no tiako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halako ny mpiroa saina fa ny lalànanao no tiako.
malagasy
[SAMEKA] Halako ny mpiroa saina; Fa ny lalànao no tiako.