Psalms 119:115 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mialà amiko ianareo mpanao ratsy mba hitandremako ny didin’Andriamanitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mialà amiko ianareo ratsy fanahy, dia hitandrina ny didin’Andriamanitra aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mialà amiko, ianareo mpanao ratsy, hanarahako ny didin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Mialà amiko ianareo mpanao ratsy, Mba hitandremako ny didin'Andriamanitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mialà amiko ianareo mpanao ratsy mba hitandremako ny didin’Andriamanitro.
malagasy
Mialà amiko ianareo mpanao ratsy, Mba hitandremako ny didin'Andriamanitro.