Psalms 119:116 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tohàny araka ny teninao aho mba ho velona ary aoka tsy ho menatra amin’ny fanantenako aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tohano araka ny fampanantenanao aho, mba ho velona, ary aza avela hahazoako henatra ny fanantenako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tohàny araka ny fampanantenànao aho ho velona; aoka tsy hataonao diso fanantenana!
Malagasy Bible 1865
Tohàny aho araka ny teninao, mba ho velona, Ary aoka tsy ho menatra amin'ny fanantenako aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tohàny araka ny teninao aho mba ho velona ary aoka tsy ho menatra amin’ny fanantenako aho.
malagasy
Tohàny aho araka ny teninao, mba ho velona, Ary aoka tsy ho menatra amin'ny fanantenako aho.