Psalms 119:117 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tohàny aho mba ho voavonjy ka ho faly mandrakariva hijery ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho tohako Ianao, dia ho voavonjy aho, ka ho eo imasoko mandrakariva ny lalànao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tohàny hatrany aho mba ho voavonjy; ny lalànanao no firavoako lalandava.
Malagasy Bible 1865
Tohàny aho mba ho voavonjy, Ka ho faly hijery ny didinao mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tohàny aho mba ho voavonjy ka ho faly mandrakariva hijery ny didinao.
malagasy
Tohàny aho mba ho voavonjy, Ka ho faly hijery ny didinao mandrakariva.