Psalms 119:118 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataonao tsinontsinona izay rehetra mania amin’ny didinao eny, lainga ny fitaka ataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataonao tsinontsinona izay rehetra mania amin’ny lalànao; satria lainga foana ny hafetseny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra miala amin’ny lalànanao aetrinao, satria ny lainga no teti-dratsy ao an-tsainy.
Malagasy Bible 1865
Ataonao tsinontsinona izay rehetra mania amin'ny didinao; Fa famitahan-tena ihany ny laingany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataonao tsinontsinona izay rehetra mania amin’ny didinao eny, lainga ny fitaka ataony.
malagasy
Ataonao tsinontsinona izay rehetra mania amin'ny didinao; Fa famitahan-tena ihany ny laingany.