Psalms 119:120 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mipararetra ny nofoko noho ny fahatahorana Anao ary matahotra ny fitsaranao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangovitra noho ny tahotra ny nofoko eo anatrehanao, ary matahotra ny fitsarànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihorohoro ny nofoko noho ny aminao, fa atahorako tokoa ny fitsipikao.
Malagasy Bible 1865
Mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mipararetra ny nofoko noho ny fahatahorana Anao ary matahotra ny fitsaranao aho.
malagasy
Mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho.