Psalms 119:121 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaraka ny fitsipika sy ny fahamarinana aho; aza manolotra ahy ho amin’ny mpampahory ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaraka ny rariny sy ny fahamarinana aho; aza dia afoinao ho an’ny mpampahory ahy aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rariny sy hitsiny no ataoko; aza atolotra ny mpampahory aho.
Malagasy Bible 1865
Manaraka ny fitsipika sy ny fahamarinana aho; Aza manolotra ahy ho amin'ny mpampahory ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaraka ny fitsipika sy ny fahamarinana aho; aza manolotra ahy ho amin’ny mpampahory ahy.
malagasy
[AINA] Manaraka ny fitsipika sy ny fahamarinana aho; Aza manolotra ahy ho amin'ny mpampahory ahy.