Psalms 119:122 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iantohy ny mpanomponao mba ho soa; aza avela hampahory ahy ny mpirehareha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka Ianao hiantoka ny fananan’ny mpanomponao, ary aoka tsy hampahorin’ny mpiavonavona aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Porofoy fa mahasoa ahy mpanomponao izany; aoka aho tsy hampahorîn’ny mpirehareha!
Malagasy Bible 1865
Iantohy mba ho soa ny mpanomponao; Aza avela hampahory ahy ny mpirehareha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iantohy ny mpanomponao mba ho soa; aza avela hampahory ahy ny mpirehareha.
malagasy
Iantohy mba ho soa ny mpanomponao; Aza avela hampahory ahy ny mpirehareha.