Psalms 119:123 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Pahina ny masoko miandry ny famonjenao sy ny tenin’ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valalanina ny masoko miandry ny famonjenao, sy ny fampanantenanao ny fitsarana marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny masoko valalanina miandry ny famonjenao sy ny fanafahana izay nampanantenainao.
Malagasy Bible 1865
Pahina ny masoko miandry ny famonjenao. Sy ny tenin'ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Pahina ny masoko miandry ny famonjenao sy ny tenin’ny fahamarinanao.
malagasy
Pahina ny masoko miandry ny famonjenao. Sy ny tenin'ny fahamarinanao.