Psalms 119:124 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy amin’ny mpanomponao araka ny famindramponao ary ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ento araka ny hatsaram-ponao ny mpanomponao, ary ampianaro ny lalànao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitiavanao itondrana ahy mpanomponao: koa ampianaro ny lalànanao aho.
Malagasy Bible 1865
Ataovy amin'ny mpanomponao araka ny famindram-ponao; Ary ampianaro ahy ny didinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy amin’ny mpanomponao araka ny famindramponao ary ampianaro ahy ny didinao.
malagasy
Ataovy amin'ny mpanomponao araka ny famindram-ponao; Ary ampianaro ahy ny didinao.