Psalms 119:126 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa andro tokony hampisehoan’NY TOMPO ny asany izao; fa mandika ny lalànanao ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fotoana tokony hiraharahan’i Iaveh izao, fa mandika ny lalànao izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no fotoana mety hihetsehanao, TOMPO ô, fa dikain’ny olona ny lalànanao.
Malagasy Bible 1865
Efa andro tokony hampisehoan'i Jehovah ny heriny izao; Fa nandika ny lalànao ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa andro tokony hampisehoan’NY TOMPO ny asany izao; fa mandika ny lalànanao ny olona.
malagasy
Efa andro tokony hampisehoan'i Jehovah ny heriny izao; Fa nandika ny lalànao ny olona.[Heb. hiasan'i Jehovah]