Psalms 119:127 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena; eny, noho ny volamena tsy miharo aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany dia tia ny didinao aho, mihoatra ny volamena, sy ny volamena madio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no itiavako ny didinao manoatra ny volamena madio indrindra.
Malagasy Bible 1865
Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena, Eny, noho ny tena volamena aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena; eny, noho ny volamena tsy miharo aza.
malagasy
Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena, Eny, noho ny tena volamena aza.