Psalms 119:128 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no iheverako ny didy rehetra ho marina avokoa; halako ny lalam-pitaka rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany dia hitako fa marina avokoa ny didinao; halako ny lalam-pitaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no ifidianako ny fepetranao sy ankahalàko izay mety ho soritra mamitaka.
Malagasy Bible 1865
Izany no iheverako ny didy rehetra ho marina avokoa; Halako ny lalam-pitaka rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no iheverako ny didy rehetra ho marina avokoa; halako ny lalam-pitaka rehetra.
malagasy
Izany no iheverako ny didy rehetra ho marina avokoa; Halako ny lalam-pitaka rehetra;