Psalms 119:129 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahagaga ny teny vavolombelonao ka izany no itandremako azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahagaga ny fampianaranao, ka mitandrina azy ny fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahagaga ny baikonao, ka izany no anarahako azy.
Malagasy Bible 1865
Mahagaga ny teni-vavolombelonao, Ka dia mitandrina azy ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahagaga ny teny vavolombelonao ka izany no itandremako azy.
malagasy
[PE] Mahagaga ny teni-vavolombelonao, Ka dia mitandrina azy ny fanahiko.