Psalms 119:130 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitondra fahazavana ny famoahana ny hevitry ny teninao ka manome fahalalana ho an’ny olona tso-po.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahazava, ny famelarana ny teninao; ka mampahazo saina ny olona tsotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manazava tokoa ny fahitana ny teninao ary mampahira-tsaina ny olon-tsotra.
Malagasy Bible 1865
Mahazava ny famoahana ny hevitry ny teninao Ka manome fahalalana ho an'ny kely saina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitondra fahazavana ny famoahana ny hevitry ny teninao ka manome fahalalana ho an’ny olona tso-po.
malagasy
Mahazava ny famoahana ny hevitry ny teninao Ka manome fahalalana ho an'ny kely saina.