Psalms 119:132 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Todiho aho ka mamindrà fo amiko, araka ny tokony ho anjaran’izay tia ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atodiho ahy ny Tavanao, ka mamindrà fo amiko; fa rariny izany ho an’izay tia ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba todiho aho ka iantrao, araka ny tinapakao ho an’ireo mpitia Anao.
Malagasy Bible 1865
Todiho aho, ka mamindrà fo amiko, Araka ny tokony ho anjaran'izay tia ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Todiho aho ka mamindrà fo amiko, araka ny tokony ho anjaran’izay tia ny anaranao.
malagasy
Todiho aho, ka mamindrà fo amiko, Araka ny tokony ho anjaran'izay tia ny anaranao.