Psalms 119:133 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampioreno amin’ny teninao ny diako ary aza avela hanapaka ahy izay mety ho faharatsiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afikiro amin’ny teninao ny diako, ary aza avela hisy haratsiana hanjaka ato amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamafiso ho amin’ny hafatrao ny diako; aoka aho tsy hanjakam-paharatsiana!
Malagasy Bible 1865
Ampitoero eo amin'ny teninao ny diako; Ary aza avela hanapaka ahy izay mety ho faharatsiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampioreno amin’ny teninao ny diako ary aza avela hanapaka ahy izay mety ho faharatsiana.
malagasy
Ampitoero eo amin'ny teninao ny diako; Ary aza avela hanapaka ahy izay mety ho faharatsiana.